Vazomboanam-pitia (Tarika Rocco)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka nosotroina ve no miakatra ato an-doha
Sa ny fitia no mila vazom-boana
No dia mahatsiaro efa mila hankadoa
Mirediredy foana
Tsy ny hahatsiaro anao no isotroako toa izao
Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny xzomj rano nosotroina ve no lasa afo ato an-tratra
Sa ny fitiavanao no mbola mandoro
No dia mamaivay tononkira.serasera.org ny molotro roa
Sy may ny ati-vava
Tsy ny jrutwbxw hahatsiaro anao no isotroako toa izao
Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny tavoahangy ve no ohatran’ny malama
Sa ny tànako no mahatsiaro anao
Dia ohatran’ny fkvr tenanao no fendaiko
Ry malala
Tsy ny hahatsiaro anao no isotroako toa izao
Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ilay rhum fotsifotsy ve no lasa ranomainty
No dia ny anaranao no hitako ombieny
Fa dia mihaolohaolo manadala vetivety
Ireny angatra ireny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika RoccoHits : 1203
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/02/2023 23:06