faneva ny THJ (tarika hirak'i jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KEY E
ô ry Raiko izay malala
inty aho zanakao
avy tsy misalasala
Nohon'ny fitiavanao

ref: Babonao,babonao aho
resinao,resinao aho,
babonao,resinao
nohon'ny fitiavanao

indro ianao maniraka ahy
eo ampovoan'ny amboadia
nefa ianao mananatra ahy
ho mora fanahy sy ho endry
Ref: babonao,babonao aho...

Ray ô!indreto izahay
Ray ô!iasa ho anao
n'aiza n'aiza,na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!indreto izahay
N'aiza n'aiza na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!iasa ho anao

HO HIRAKA MAHATOKY,HITORY ANAO JESOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : tarika hirak'i jesoa
Hits : 1241
Likes : 0 Like
Created by : rianfeli
Date : 27/09/2017 08:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723