TSY AKETO (Tarika Antsavelogno)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AKETO
Tsy aketo ô,  tsy gdwgmfk aketo ô
Tany hiafaragna a
Fa mbôla agny an-dagnitr'agny e
Agny qbyrxea ilay Kanana.

Miatrik'ady tononkira.serasera.org atsika eto ô.
Maro ny raha mampisento ô
Aza kivy na mamoy fo.
Jeso Tompo no antsoy.

Miha sarotra ny mijoro.
Lay satana mampihorohoro.
Nefa Jeso tsy handao anao.
Vetivety ny eto ka miorena ianao.

T&F: R. Elida (tarika cqlgdd Antsavelogno).

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Antsavelogno
Hits : 905
Likes : 0 Like
Created by : nainantsavelogno
Date : 24/10/2023 10:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5121