Manàna Finoana (Taratra Hazavana Madagasikara ft Menafify M'vazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eeee! Taratra Hazavana a! LET'S GO!Zagnahary e ! miangatra ve sa
mitsapa fagnahy anao io
Sa efa voahozogono hijaly zahay tô
Ambonin’ny tany ity e! e he marary
ehe!!
Mhmmmmm!!!!
Zagnahary e! Hagnaia Tondrasanao
fainanay ty
Fa Commence tsy zakanay ny jaly e
Ambonin’ny tany ity e! hee mafy ee
!
Miketrika antegna mba ho tafita
Amin’ny fiainana ty eeee!!!
Miezaka antegna fa tsy hita
Ny lalagna omboagna
Miantreky antsimo miatreky
avaratra
Tsy mety gaigner
Ke mangatak ameza solution akory
ataoko ôôô!
Refrain;
Manàna finoana aaa!!
Manàna finoana eee!!
Manàna finoana anao ôôô!
Manàna finoana aaa!!
Manàna finoana eee!!
Manàna finoana fa tsy maitsy tafita
Mon frère eeee!! ity misy kaody
ambarako anao
Aza hialàgna lavitra Zagnahary
Miorena tsara anao aza miova
Andriamanitra tsy Olombelogno ka
hanary anao, fa tiany anao ein !
Mon frère e! ity misy code
ambarako anao
Ankino amin’Jehova ny asanao fa
tsy maitsy tafita
Ankino amin’Jehova ny fiainanao fa
ho lavorary
Andriamanitra tsy Olombelogno ka
hanary anao fa tiany anao e!
A/C Vinquer
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana Madagasikara ft Menafify M'vazoHits : 141
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:00
