Samy Mahery (Taratra Hazavana Madagasikara ft (M.a.f))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambony ny tanan'izay mahery amin’nyFiderana
retraretra aaaaaaa! Weeeeeeeeeee!!!
Mhmmmm! ay ya ayyyyyyy!!
Efa hitako fa ianao mientanentana be
Efa reko lazanao f’ianao lay tia midera be
Andao isika hiaraka hidera
(ôh) Tsy misy mandany lera
Antsika tsy misy miveravera
Tsy Mahazo mano marche arriere
Andao isika hiaraka hidera
Tsy misy mandany lera
Antsika tsy misy miveravera
Tsisy manao marche arriere
Refrain;
Izaho mahery amin’ny Fiderana
Ianao mahery amin’ny Fiderana
Izy mahery amin’ny Fiderana
Isika mahery amin’ny Fiderana,
Ha ha ha! Samy mahery amin’ny Fiderana
à!
Efa Vonona tsara ve ny Vocaly-nao
rahalahy e!
Asandrato ho ambony be oa ny feonao
ranabavy e!
Samy mahery amin’ny Fiderana é! é! é!
Samy mahery amin’ny Fiderana àààààà
Mmmmm!!
ie,,Izaho mahery amin’ny Fiderana
Ianao mahery amin’ny Fiderana
Izy mahery amin’ny Fiderana
Isika mahery amin’ny Fiderana
Izahay mahery amin’ny Fiderana
nareo mahery amin’ny Fiderana
zareo mahery amin’ny Fiderana
Tsika Jiaby mahery éééé!
Tsy maintsy mahery amin’ny (Fiderana)
X3
Raha te ahita fahagagana
Tsy maintsy mahery amin’ny (Fiderana)
X3
Raha te handresy an’ilay satanaààààààà!
Samy mahery amin’ny Fiderana!!!
Samy mahery amin’ny Fiderana é! é!
é!..zareo mpitendry e!
Samy mahery amin’ny Fiderana ààààà
zahay mpihiraàààà!
Samy mahery amin’ny Fideranaé! é!
é!...zareo mpandihy èèèè!
Samy mahery amin’ny Fiderana
àààààà……….Ery Pateur aaaa!
Samy mahery amin’ny Fiderana é! é!
é!..Na ry Mopera aaa!
Samy mahery amin’ny Fiderana
àààààà…………Ery Mosenera aaa!
Samy mahery amin’ny Fiderana é! é!
é!..Antsika jiaby eèè èè!
Samy mahery e!
Samy mahery e!
Samy mahery e! Amin’ny Fiderana
àààààà
A/C TSIRO MAHERY
--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 10:41)
Fiarahana mihira nataon'ny Tarika roa samy hafa
Mahery Amin'ny Fiderana sy Taratra Hazavana Madagasikara- Samy Mahery,A/C Tsiro Mahery
Mahery Amin'ny Fiderana sy Taratra Hazavana Madagasikara- Samy Mahery,A/C Tsiro Mahery
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Taratra Hazavana Madagasikara ft (M.a.f)Visites : 99
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 10:38
