Esory ny manahirana (Tape Star)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mila olo be bagara
Tsy mandray olo tia kafara
Fa mila olo tia fety!!
Dia mba manaova metimety eh!!!
avia mandroso,avia mandrosoa
didadida dio

ref:
Esory ny manahirana e! (manahirana e!)
Esory ny manahirana e!
Esory ny manahirana e! (manahirana e!)
Esory ny manahirana e!

Antsika rehatra manalazy
Tsy misy akanavakavaka
Fa Gasikara ty miavaka
Antsika rehetra tsy misaraka
Tsy misy miala eto androany
Mandeha ny mandeha dia tonga any

ref:
Esory ny manahirana e! (manahirana e!)
Esory ny manahirana e!
Esory ny manahirana e! (manahirana e!)
Esory ny manahirana e!

Kopy daoly ze kopy e!
Rabofy aza manao hip hop e!
Miaraka misotisoty e!
Misoty e, misoty e
Misoty e, misoty e

Rehefa tonga ny Tape Star
Izay tsy mandihy dia mihanahana
Alefaso am'zay ilay gitrar

Samy mangala ny partinera samy mangala (2x)
Tsisy mi-fixe partinera tsisy miala (2x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tape Star
Hits : 670
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 23/05/2020 18:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751