Aleo ho any (Sweet legacy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mavesatra ny tena rehefa tena lasa e
Ireny adintsika ireny sao dia mba tsy tafa e
Mifankatia iô iô!, fahatezerana mitarika e
Samy diso fa dia faly hifandratra mankasarotra e
Ny hery lanintsika amin'izan dia very ihany e
Lay fitiavana voatsindry ambany, mampanontany e
Oh! Baby e, zao nenina

Ka rehefa lasa ndray ny vavy e
Fitiavana no atao be dia be e, ny hatezerana hisava e,
Tsika samy efa lehibe, aleo tsinjovina ny ho avy e
K'aleo samby matotra e, tsika ihan no handidy e
Hoe ho mora na ho sarotra e
K'aleo ho any, ireny adiady ireny
K'aleo ho any, ireny adalana reny
K'aleo ho any, omeo ahy lay fitia mahery
K'aleo ho any, dia andao mba hifanopy fijery
K'aleo ho any.

Yeah! Tena aok'izay akia, aok'izay lay ady
Mba miangavy an-dry ajanony akia lay sazy
Ampy zay! Ilay bandy tena foko mitady hivoaka
Aok'izay lay ngidy, teny mamy akia avoaka
Hotarafiko ny jiro lalana mandeha madama
Zone friend zone ka lasa bandy akama
Izaho ts hiteyn betsaka, ho ataoko akia zay mety
Ho tody hatramin'ny farany io, soratana gazety
--------
Link:
Comments
annickabednego2 ( 23/01/2019 15:35)
Afaka asiantsika hira mp3 io tonokira io
annickabednego2 ( 23/01/2019 15:37)
Nosoratan'ny ël braŸ Æne (brayanne)
hery ( 25/01/2019 22:57)
Alefaso aty amin'ny contact@radiovazogasy.com
ikalamako ( 29/01/2019 22:35)
fa ilay tononkira aloha mba ataovy amin'ny teny malagasy madio rehefa mampiditra azy azafady fa zava-kanto sy kolontsaina no resaka ka andao hiezaka hanao zavatra tsara sy kanto avokoa. Voatery nahitsiko io - satria mbola azo nihodivirana - fa ireny fanoratra tena mankarary maso sy mankarary fo ireny avy dia tsy ekeko hiseho fa fafako avy hatrany.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sweet legacy
Hits : 1389
Likes : 1 Like
Created by : annickabednego2
Date : 25/01/2019 15:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726