INTY AHO IRAHO AHO (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ary nandre feo aho niantso hoe:
o iza no hirahiko
ary iza no andeha ho irako mba hamonjy ny oloko

ref:
inty aho inty aho Jesosy o
iraho aho iraho aho
inty aho inty aho Jesosy o
fa vonona hanompo Anao
ny baikonao sisa handrasako Tompo o
fa vonona aho izao
ho vonona handeha ho irakao ka
inty iraho aho jeso

2) Ho vavolombelona Tompo o
no tiakoa no tiako
ho vonona handeha ho irakao ka inty
iraho aho jeso

ANDRIAMALALA Rolland, hira nomena ny STK Anosivavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Hits : 3473
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831