Tsy foiko ianao (Stéphanie Tsakarao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy malagny na hisaraka @nao ô!(sanatria)
Fa ny fiarahantsika roa tsisy mankasitraka e! (asa)
Mampivadika ny lahako fa tsy haiko ny ataoko
Te hisisika aho nefa halan-drafoza
Vavan'olo ambadika any manaratsy tsy hay volagny
Resan'olo ambadika any efa maro tsy fantako sasy e!

Nefa! 'zaho!,zaho!
Tena tia anao! 'zaho!,zaho!
Tsy mahafoy anao! 'zaho!,zaho!
Mbola tia anao 'zaho!,zaho!

Tsy vavan'olo no hialako anao
Ireo tsikotsiko tsy hisarako anao
Raha mbo resan'olo,'zaho tsy miala @nao
Ireo tsikotsiko tsy hisarako anao

Tsy foiko anao ô ô ôh!
Tena tiako anao ô ô ôh!
Tsy foiko anao ô ô ôh!
Tena tiako anao ô ô ôh!

Izaho tena tia,tena tia anao ô!
Fa ny fiarahantsika roa tsisy mankasitraka e! (asa)
Mampivadika ny lahako fa tsy haiko ny ataoko
Te hisisika aho nefa halan-drafoza
Vavan'olo ambadika any manaratsy tsy hay volagny
Resan'olo ambadika any efa maro tsy fantako sasy e!

Nefa! 'zaho!,zaho!
.................................
Mbola tia anao 'zaho!,zaho!

Tsy vavan'olo no hialako anao
.........................................
Ireo tsikotsiko tsy hisarako anao

Tsy foiko anao ô ô ôh!
Tena tiako anao ô ô ôh!
Tsy foiko anao ô ô ôh!
Tena tiako anao ô ô ôh!

Fiarahanay roa tsisy adiady
'Zaho tia,izy tia ny @nay tsy misy olana e!
Fiarahanay roa tsisy korontana e!
Voamaika mifamatotra,lavitr tabataba

Tsy vavan'olo no hialako anao
.........................................
Ireo tsikotsiko tsy hisarako anao

(X4):Tsy foiko anao ô ô ôh!
Tena tiako anao ô ô ôh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Stéphanie Tsakarao
Hits : 17160
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 20/11/2015 11:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841