Ampidiro aloha ny tenimiafina
JAMBA AHO TALOHA (Solofon'i Jese Fahazavana (SJF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
loxiqace Efa ela aho no olo-jamba
Tsy mahita akory zay aleha
Fa maizina avokoa zao retra retra izao
iza tononkira.serasera.org re no mba hanafaka ahy
Jamba oetjg ny masom-panahiko
Tsy misaina akory zay atao
Narapaka avokoa zao ota retra izao
Moa ve tsy toa ny maty aho
Dia mangataka aminao Tompo Mpanjaka
Mba hazavao aoreno ny fiainako
Matoa mahiratra ny masoko de
Ny lalanao no lalako
Soa fa teo Jeso ka fantatro
Fa mitsinjo ahy isanandro
Adinoko avoko jfpftrs reo fahoriako
Sambatra aho mahita sy mandre
Misaotra anao aho Ry Tompo sy Mpanjaka
Na jamba aza ny masoko taloha
Mahiratra aho izao ka hitako
Ny làlana hizorako
***********SJF***********
Tsy mahita akory zay aleha
Fa maizina avokoa zao retra retra izao
iza tononkira.serasera.org re no mba hanafaka ahy
Jamba oetjg ny masom-panahiko
Tsy misaina akory zay atao
Narapaka avokoa zao ota retra izao
Moa ve tsy toa ny maty aho
Dia mangataka aminao Tompo Mpanjaka
Mba hazavao aoreno ny fiainako
Matoa mahiratra ny masoko de
Ny lalanao no lalako
Soa fa teo Jeso ka fantatro
Fa mitsinjo ahy isanandro
Adinoko avoko jfpftrs reo fahoriako
Sambatra aho mahita sy mandre
Misaotra anao aho Ry Tompo sy Mpanjaka
Na jamba aza ny masoko taloha
Mahiratra aho izao ka hitako
Ny làlana hizorako
***********SJF***********
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Jese Fahazavana (SJF)Hits : 1904
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 30/01/2021 14:10
