Hevitra momba ny Vola

Hiverina amin'ny Vola Hampiditra hevitra
dahfara ( 24/05/2025 06:02)
Solo Andrianarijaona dia namoaka ny rakikirany laharana voalohany tany amin'ny fiandohan'ny taona 90 tany ho any

Taty aoriana kosa dia niaraka nihira tamin'ny zanany ary niova hoe "izy mianaka" ny anarana nentin'ny tarika
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2021