Ampidiro aloha ny tenimiafina
FALY AHO MANANA ANAO (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! tsaroako isan'andro
raha vao mihiratra isjowhk ny andro
fa dcxrhd mbola tia ahy Ianao Jesosy
tsy namela ahy ho irery tamin'ny ady mahery
fa nambomba'ty mpanomponao
fifaliana hatrany no niainako izany
niboiboika nameno ny foko
tena sambatra aho satria manana Anao
Andriamanitra tononkira.serasera.org Ray sady Tompo
Zao rehetra izao ry Ray
Tsy mba nahavonjy ahy
Fa ny tananao mahery
No nihambina ahy tsy ho very
Raha tsy miaraka Aminao
Zava-poana jyrvyzpe izay atao
Fa Ianao anie rehefa tia dia tena tia
Ankalazainay ny Anaranao
Hoderainay mandrakizay
Asandratray Ilay voninahitrao
Fa Ianao no Mpanjakanay
raha vao mihiratra isjowhk ny andro
fa dcxrhd mbola tia ahy Ianao Jesosy
tsy namela ahy ho irery tamin'ny ady mahery
fa nambomba'ty mpanomponao
fifaliana hatrany no niainako izany
niboiboika nameno ny foko
tena sambatra aho satria manana Anao
Andriamanitra tononkira.serasera.org Ray sady Tompo
Zao rehetra izao ry Ray
Tsy mba nahavonjy ahy
Fa ny tananao mahery
No nihambina ahy tsy ho very
Raha tsy miaraka Aminao
Zava-poana jyrvyzpe izay atao
Fa Ianao anie rehefa tia dia tena tia
Ankalazainay ny Anaranao
Hoderainay mandrakizay
Asandratray Ilay voninahitrao
Fa Ianao no Mpanjakanay
--------
Link:
About this song
Artist : SLKAFHits : 3639
Likes : 2 Like
Created by : Amboarakely
Date : 24/06/2015 15:22
