Tsy nampoiziko (skayrah feat fan'ni,Nat across line)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
Ianao no lasa nandao, fa za ne tsy nahalala ah!
Ireo dina tsika fanao no notsiniavinao, izany ve no nahatonga anao,hamela irery ahy?
Veloma ny anaranao; tsy nampoiziko we ...

Nat:
Tena gaga sy varihana ah hoe izy ve dia hafoy,kay fitiavanay toa tsara ary indrisy tsy namohy.
Zary lasa toky fitaka nameno ny ao ampony, kay le izy tsy miteny ty, za ity kay solony
Vao nanomboka nitia aho falifaly tsisy fery,
Nefa teo anilanao otrin ny vary tsisy very
Nefa enao toa niova ity
Nanary ny taloha,lay hetraketraky ny fiainana nanjary tao andoha
,hatr@zao tsy nisy fetra toa mibahana ao an tsaiko
Nefa lasa tany enao, asa very sa hoe tsy aiko fa nanaraka ny dihan izay hitanao fa nety ,ka manirery sisa satria za zao no mba eto,
Tsisy hanala ny fanginako rahatrizay ka hatr@ zao,ny halahelo koa mibahana ity dia hefa ampy zao
Ka hinoako tsisy romoromo  enao raha ho any an kafa,hefa zay loha no mba mety rehefa zay loha no maha tafa nefa.....

Fan'ni
Ref:
Ianao no lasa nandao, fa za ne tsy nahalala ah!
Ireo dina tsika fanao no notsiniavinao, izany ve no nahatonga anao ,hamela irery ahy?
Veloma ny anaranao; tsy nampoiziko we ...

Raha tsy i bavy ah tsy mba tonga saina aloha ,hoe enao namitaka ahy e!fa tsy mba vitako ahy e! Enao nampirafy ahy eeee

Skayrah
Tsy adinoko nefa ireny impiry enao namitaka ahy tampoka lay feo anao nibitsika, nanaitra fanahy toa tsy nampoiziko hanefa,enao lay tokako iny ity toa niova tarigetra(nefa)toa tsy voafetra,
Fa ny fitiavana mandrakizay tsy ho levona na oviana fa ianao ,nanjary niova ity toa nahavarina
Tao anaty ny indray mipimaso toa lasa an olonkafa
lay fitiavana nitsiry tato anatiko toa voafafa
toa tsy fantatra nakaiza
Maizina ny fandeany
Aleoko aloha mangina fa namitak ahy ny lelany
Hefa babo aho saingy indry fa namitaka ahy ny fony
Ny ampitso toa tsy fantatra navaloko any tony
Fa niserana ny lasa
Napetrako ho tantarako fa lay  voady hefa voafafa zay nandalo koa dia lasa
Fa toa tsy hita hoe nakaiza
Sa mbola ambany bainga
Voafitaka ah,voafitak ah fahavaloko ny lainga

ref:
Ianao no lasa nandao, fa za ne tsy nahalala ah!
Ireo dina tsika fanao no notsiniavinao, izany ve no nahatonga anao,hamela irery ahy?
Veloma ny anaranao; tsy nampoiziko we ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : skayrah feat fan'ni,Nat across line
Hits : 2161
Likes : 3 Like
Created by : rakotonirinatafitasoaniando17
Date : 23/08/2017 09:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892