Babo (Sandhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       ✍️MiariNekena
Matoky anao aho
Tsy njxbvi voasedran'ny fakam-panahy
Na mandoro aza ny ady mamay
Tsisy tononkira.serasera.org hampanahy
Iriako ianao eh
Tsy hiala na oviana na oviana
Na ho mamy na ho matroka, mangidy
Eo anilako eo

Babo aho
Mibaboka aminao aho
Izaho tsy hiala aminao
Na ho mora na sarotra
Izay no faniriako eh
Mino aho fa ianao
Ianao koa toa ahy
Te hiara-dia, ho doria
De hiray lalana

Hey e, hey e
Hey ye ye ye
Hey e, hey e
Hey ei

Zorintsika iarks ny lalana
Raha ohatra hoe samy tia
Mamikeliko ianao
Mampiteny hoe mamamie
Ka na inon-kidona na inon-kiatra
I❤️U
Mihazakazaka, mandihy lamako ny fitempon'ny fo (×2)

Hey e, hey e
Hey ye ye ye
Hey e, hey e
Hey ei

Babo aho
Mibaboka aminao aho
Izaho tsy hiala aminao
Na ho mora na sarotra
Izay no faniriako eh
Mino aho fa ianao
Ianao koa toa ahy
Te hiara-dia, ho doria
De hiray lalana

      ( Babo aho
Mibaboka aminao aho
Izaho tsy hiala aminao
Na ho mora na ho sarotra
Izay no faniriako eh )

      Mino aho fa ianao (mino aho)
Ianao koa toa ahy (mino aho)
Te hiara-dia (hiara-dia)
Ho doria (ho doria)
De hiray memio lalana (lalana)
De hiray lalana  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sandhy
Hits : 1049
Likes : 1 Like
Created by : MaNekena
Date : 08/07/2025 14:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396