Kapôty (Samoela & Lego)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lego : Tonga indray ty ny taona vaovao, oee iaaMararirary ndray n'y andilana a
Nandramana daoly ny aspirine, nivaquine, pénicilline
Tsy nisy n’ininona e
Nandramana indray ny mivavaka ariva (maraina s'y atoandro)
Tonga ihany ny efapolo andro oo
Fadim-bolana tsy tonga, ny aretina mampitaraina
Izaho avy no miferinaina
Ny eto antanana nefa samy mahalala fa modely ramose s'y madama
Milamina s'y miaraka tsara e
Vokany nefa, isakiny mihetsika nareo mitonantonana manantona hôpital
Hanala zaza sa marary
Ref : (Oa lay ee)
[Efa ela zaho nikoragna aminao,nikoragna aminao fô
(Efa su?ra ny kapoty fa adoso ny kiloty eee)
Efa ela zaho nikoragna aminao, nikoragna aminao fô
(Koa misy ny mahataitra ny kapoty tsy mafaitra e)] ×2
Samoela : Jerenao anie ny anay s'y Ihary (jereo)
Fatratra s'y mba mamy
Ny mahalala an’i Samoela, toujours mitandri-tena
Ny ho avy indray no arindran’ny lahatra (satria...)
Protector no ampiasainay
Izahay tsy manao karemy amin’io
Kanefa jereo, ny ankizy mandimandina rafotsy be bolandiny e
Izahay tsy manao ramadany amin’io
Kanefa jereo, ny ankizy tsy marary ny ato antrano lavorary oa
Ref : (Oa lay ee)
[Efa ela zaho nikoragna aminao,nikoragna aminao fô
(Efa sura ny kapoty fa adoso ny kiloty eee)
Efa ela zaho nikoragna aminao, nikoragna aminao fô
(Koa fa misy ny mahataitra ny kapoty tsy mafaitra e)] ×2 ......]
(Oa lay ee)
Ino?oo,
Ino ny ataoko ai
Ilao ai
Tsy mety Charlotte (ino?ooo), koa fa hagnano tsisy kapoty (ialaooo)
Ty mba raha ato?ny (ino?ooo) , ampiasao ny Protector (ilao ai)
Ino ny atao (ino?oo)
Magnano no tiako ai (Ialaoo)
Wa mamany eee, ao moa anao ooo
(Ino?oo)Ino ny ataoko ai
(Ilao ai) Tsy mety Charlotte (ino?ooo), koa hagnano tsisy kapoty (ialaooo)
Tsy mety kilarisy (ino?oo), fa mamindra silipisy (ialao ai)
Tsy mety bajaj ai (ino?oo), angatra zegny aretin-dratsy (ialaoo)
Tsy mety vazaha ai (ino?oo), SIDA zegny raha mifindra (ilao ai)
Ino ny ataoko oo (ino?oo)
Protector ampiasako (ialao)
Ambilao mba ho to?ro ooo (ino?oo)
Protector no do?ro oo (ialaooo)
Ino no ataoko ooo (Ino?oo)
Mba tsy ho maro ny zaza ai (Ilao)
Protector ampiasagna ai (ino?oo)
Ino no ataoko ooo (ialaooo)
Ino no ataoko ai (ino?oo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Samoela & LegoVangy : 401
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : CARRADINE
Daty : 17/06/2025 02:19
