Ranomasoko (Rootsman)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vadiko tiako zaho tsy naditra
Fa mbola nialanao o!
Ino loatra tononkira.serasera.org ratsy nataoko taminao o!
(Aoka lesy e)
Tamin'ny omaly, nifankahita
Nataonao sary tsy hita zaho o!
Zaho lay nandefitry nandefitry
Tamin'ny fiaragna tsika taloha.

Izy koa tia hisaraka anao mahazo mandeha
Fa izy koa tia pody anao miavia a!
Fa nifafako ranomasoko o
Taminao tagny za nitomagny x 2 szumo mamany e!
Izy koa tia pody anao mavia
Fa gkvat nifafako ranomasoko o!
(Tsy kobon'lah mitsy fitiavako anlah tamin'ireny babe)

Fitiavako anao anefa efa milay
Fa nisimbatinao tagnaty minitra ray.
Fo naka mitepotepo mahamay (azalahy)
Hifagnapody aminao za tsy mahasahy.
Fa est-ce que tsy aditra koaza anao ny amin'ny hamaray.
Fôko tsy tiako misy fery feno vay.
Ziska mandrakizay.

Iniany valiky xoubr eky ilay raha nikôziky
Akeza anao zao nefa zaho mbola voadiky
Aleo azavaiko anaty lamoziky.
Bruleko jamalako de fumeko izy tiky.
Koa anao artiste zaho fanatiky
Mba tsipazo teny mamy ndraiky romantiky
Fa izy misy fitetiky ampijaly anao
Tsy maintsy voniky.

Bridge:
Tsy haiko na izaho mihintsy ilay tsy antsovana ara-pitiavana.
Na izaho mihintsy ilay voahozona voahidy vazana
Fa ... mahagaga amin'ny fiainana ambony tany dia ilay nitiavin'lah mihintsy no mahavita mamadika an'lah anaty minitra iray
Nanembana izy, nikopak'elatra an-tany hafa,
Nefa souvenirs napetrany anaty fôko mbola tsy voafafa
Niezaka nangataka tamin'i Zanahary mba nifandaminy nefa ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rootsman
Hits : 36
Likes : 0 Like
Created by : Volobe
Date : 02/10/2026 08:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379