Tsapanao ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*DOAL. tsapanao
Ndray mande za nitsangatsanga
Nahita anao nande bazary e!!
Nahita anao t@ lalambe
Mba niangavy mba anka sary e!!
Fa ianao mo tsy miavona
Fa tonga de sipa zentie
Ny ato ampoko raha havana
Fa tonga de mbabonao aki

De nangataka numero
De nahazonao t@ fb
Za ko efa mbabonao maro
Satria enao ko tena bote
Satria enao lay maladilady
Rariva za zao de tsy tafandry e!!
Mba valio f'efa sasamiandry
Ze ti hono no mahadry ee!!

RAZANAKOTO rolland de paul
--------
Link:
Comments
depaulrazanakoto2018 ( 07/11/2018 19:21)
tiko be io hira io!!
hery ( 23/10/2021 08:30)
Iza no mihira azy?
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --
Hits : 2174
Likes : 1 Like
Created by : depaulrazanakoto2018
Date : 07/11/2018 14:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747