Mbola tiako ianao (Rlï)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisotro kafe teo
Amin'ny terrasse aho
Nahita mpifankatia Nandalo
Tsara vintana izy roa
Fa hafa miaraka amin'ny Olon-tiana
(toy isika taloha)

Mbola tiako ianao
Izao mbola te hahita anao
mbola tiako ianao
Izao mbola te ho eo an-Tsandrinao
Indrisy fa tsy misy azoko Atao
Mbola tiako ianao
Manontany tena aho hoe
Manao ahoana ianao
Sambatra ve?
Manina ahy koa ve Ianao?

Mbola tiako ianao
Izao mbola te hahita Anao
Mbola tiako ianao
Izao mbola te ho eo an-Tsandrinao ouhhh
Indrisy fa tsy misy azoko Atao
Fa mbola tiako ianaaao
Za mbola te ho eo an-Tsandrinao
Indrisy fa tsy misy azoko Atao
Za mbola te ho eo an-Tsandrinao ouhhh
Indrisy fa tsy misy azoko Atao

Ity hira ity
Nosoratako indray hariva
Andro tena Najatsiarovako anao
Manantena aho fa Henonao izany
Any lavitra any
Hoe mbola tiako ianaaao
Mbola tiako ianao
Mbola tiako ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rlï
Hits : 219
Likes : 0 Like
Created by : Rlimusic
Date : 10/10/2025 06:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0236