Meva Mama (RIVERA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maman, eo anilanao zaho
Je ne suis pas encore majeure
Maman, écoutez moi
Je suis encore mineure

Tiako papa, tsy misy ankoatran’i Nindriko
Ireo io niteraka nahabe zà
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny


Papa, efa be zaho
Je voudrais que vous me benissiez
Papa, permettez moi
De partir sans un regret

...(Je t’aime maman, même toi aussi papa)...

Tiako anareo fa tsy misy agnabon’i mamako
Satria izy niteraka nahabe zaho
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny

Tiako baba, tsy misy ankoatran’i Nindriko
Ireo io niteraka nahabe zà
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny
Sambatra ny managna Ray sy Reny

Tsara ny managna Ray sy reny   (Tiako baba, tsy misy ankoatran’i Nindriko)
Mahafinaritra ny managna Ray aman-dReny  (Ireo io niteraka nahabe zà)
Soa ny managna Ray sy Reny  (Nitomany zà ampanginindreo, malahelo zaho tambitambezindreo)
Sambatra ny managna Ray sy Reny (Meva ny managna Ray sy Reny)
Meva ny managna Ray sy Reny
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RIVERA
Hits : 4156
Likes : 0 Like
Created by : binmada
Date : 11/10/2007 14:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004