MAHAVARIANA ... (RINAH SY NY TARINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangigina e,mangigina ety aminay,
mahavariana e,
mahavariana no sady milay,
ireo vahiny e,
izay tonga aty, dia manaiky anay
ts’isy tsiny e
Gasikara malalanay.
Tanana manja e,
tanana manja no misy anay,
tanana manja e,
tanana manja fehizay,
jiaby jiaby e,
jiaby jiaby no monina ao,
mba miandrandra e,
miandrandra fianam- baovao.
RINAH Aogositra - 2006
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RINAH SY NY TARINYHits : 2939
Likes : 0 Like
Created by : gasywave13
Date : 20/03/2007 14:45