Horonan-tsary (Rim-ka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EHZa hoavy baby oh oh
Tsy madigny baby oh
Ôka eky zay ,ôka eky zay
Tomagny baby oh ah
Ho avy eky zah idoko ankilanao
Ho avy agny ah, ho avy agny oh
Za tsy te ahita(tsy te ahita)
Ankoatrantsika agnatiny horonantsary eh eh, baby oh
Sagnatria ho ratsy fiafara
Kara an'i Jack sy Rose
Ankilanao igny mahatsaratsara
Eh za tsy mafoy anao oh oh
Aravoagna tsisy karanjagny baby oh, baby
Lavitr'anao baby tegna hitan'ny foko
Tsy mahatôkagna
Zaho avy aminao(baby)
Afanagnanao(baby) ilaiko oh
Ho feno aminjay banga jiaby jiaby aminahy
Satria zao ahita anao tiako oh
Aila eky ny aila(aila)
Aila ny aila
Antsika tsy ifagnambela
Na ho aiza na ho aiza
Anao mahay secret secret secret
Hitiavako anao woh oh yeah
Vavan'ny tsy tia ambilay ho agny
Eo izy reraka fa antsika roa niany hitambatra
Tsy hisaraka mandrakizay
Satria anao nomaliko ôh
Mbola ataoko hoabiko ôh ah
Za tsy te ahita
Ankoatrantsika roa agnatin'ny horonantsary eh eh
Sagnatria ho ratsy fiafara
Kara an'i Jack sy Rose
Ankilanao igny mahatsaratsara
Tsy mafoy anao ôh ôh
Aravoagna tsisy karanjagny baby oh, baby
Lavitr'anao baby tegna hitan'ny foko
Tsy mahatôkagna
Zaho avy aminao(Eh)
Afanagnanao (Eh)
Ilaiko oh
Ho feno aminjay banga jiaby jiaby aminahy
Satria zao ahita anao tiako oh
Aila eky ny aila(aila)
Aila ny aila
Antsika tsy ifagnambela
Na ho aiza na ho aiza
Eh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rim-kaHits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Randriahaja
Date : 26/01/2026 21:47
