Fiainana (Rija Harinjaka feat Fy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fy)
Raha izao fiainana izao tokoa dia:
Toa mandalo sy mielina avokoa
Tsy misy izay lafatra sy ho tononkira.serasera.org doria ôh!
Fa miaritra ireo harena ety.
Tsy misy mahalala nncpu izay lantony fa
Samy jdhcq miezaka manao izay ho afany,
Hoe cxlvbdx izaho ity dia tena te hiadana sy ho finaritra!
(Rija)
Raha izao fiainana izao tokoa dia:
Maha lasa saina mankarary ny loha
Manjaka ny ny aratsiana sy fitiavan-tena ôh!
Mahavaky fo.
Tsy misy intsony ireo azo antonka na
Olona mba azo hianteherana
Izy Tompo no hany tokana tena mpanafaka!
Ref:
(Duo)
Ouh! Jesoa miantso anao anio re ry namako ô!
Izay manantona ahy dia tsy ho laviko
Fa Izaho mandray azy hatrany hatrany
Ouh! Jesoa miantso anao anio re ry namako ô!
Aty no ahitana fiadanana sy tena fiainana!
....

Pont:
(Fy)
Eh! Ny fiainana an-tany anie fandalovana!
(Rija)
Feno fitarainana,
(Duo)
Feno ankasomparana!
Fy)
Dieny izao
(Rija)
Ny mombamomba anao
(Fy)
Ny hoavinao
(Duo)
Ankino amin'Andriamanitra, ilay fitiavana.
....
Ref:...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija Harinjaka feat FyVisites : 679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 30/12/2024 08:09