Misaotra sy Mankasitraka (Rhema)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto zahay Tompo oo! Eto xujwsy an-kianjanao
Vory eto indray hanandratra Anao
Ny foko ravo2 notahianao
Ny tena tsy lavo mbola mijoro aho
Hihira ho tononkira.serasera.org Anao ho fanatim-piderana
Handihy ho Anao ho fankalazana
Ny foko ravo2 notahianao
Ny tena tsy lavo noho ny indrafonao
Misaotra Tompo o!
Misaotra Tompo eya!
Misaotra Tompo o!
1-Tonga eto vhzz hidera Anao izahay
Indreto hanandratra avo ny anaranao
Hanao fanekena indray e!
Hitondra ny fanatitray e!
-Tonga hioby Anao izahay
Vonona ho feno ny fanahinao
Hiray fo aminao izahay e!
Zanakao tsy mahafoy Anao eya!
MISAOTRA JESOSY O!
₪Tonga eto aho dia noho Ianao o!
Manandram-peo hitsaoka anao eya!
Ho anao irery ny voninahitra Jesosy
Ho Anao irery ny fanandratana @ Avo
₪Tonga eto aho hanompo Anao o!
Mila ny hosotrao vaovao eya!
Faly ny kdlybvyd miaraka Aminao o!
Miondrika manaja Anao o!
REF:
Ka misaotra BABA
Fa eto Ianao o!
Imela TATA
Sy hidera Anao o!
IMELAAAA
Miverina "₪*
Ref.....
Folaka:
Oh mahery eh!
Jesosy eh!
Deraiko isan'andro ô!
Mpiventy(Lahy):
Zahay tonga aketo velogn'aina
Namiazanao fitahiagna
Zahay koa hidera tsy hitsitsy aina
'Fiderako Anao, Mandrakizay'
Chœur:Yeee yooo(×2)
Farany:
Eeeh misaotra ee!
Sy mankasitraka aho misaotra e!(×8)
MISAOTRA EEYAA!
Vory eto indray hanandratra Anao
Ny foko ravo2 notahianao
Ny tena tsy lavo mbola mijoro aho
Hihira ho tononkira.serasera.org Anao ho fanatim-piderana
Handihy ho Anao ho fankalazana
Ny foko ravo2 notahianao
Ny tena tsy lavo noho ny indrafonao
Misaotra Tompo o!
Misaotra Tompo eya!
Misaotra Tompo o!
1-Tonga eto vhzz hidera Anao izahay
Indreto hanandratra avo ny anaranao
Hanao fanekena indray e!
Hitondra ny fanatitray e!
-Tonga hioby Anao izahay
Vonona ho feno ny fanahinao
Hiray fo aminao izahay e!
Zanakao tsy mahafoy Anao eya!
MISAOTRA JESOSY O!
₪Tonga eto aho dia noho Ianao o!
Manandram-peo hitsaoka anao eya!
Ho anao irery ny voninahitra Jesosy
Ho Anao irery ny fanandratana @ Avo
₪Tonga eto aho hanompo Anao o!
Mila ny hosotrao vaovao eya!
Faly ny kdlybvyd miaraka Aminao o!
Miondrika manaja Anao o!
REF:
Ka misaotra BABA
Fa eto Ianao o!
Imela TATA
Sy hidera Anao o!
IMELAAAA
Miverina "₪*
Ref.....
Folaka:
Oh mahery eh!
Jesosy eh!
Deraiko isan'andro ô!
Mpiventy(Lahy):
Zahay tonga aketo velogn'aina
Namiazanao fitahiagna
Zahay koa hidera tsy hitsitsy aina
'Fiderako Anao, Mandrakizay'
Chœur:Yeee yooo(×2)
Farany:
Eeeh misaotra ee!
Sy mankasitraka aho misaotra e!(×8)
MISAOTRA EEYAA!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RhemaHits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Fenomenaly
Date : 27/10/2026 13:55
