Hanaraka anao (Resia & Jason)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jason: tsy hoe zah mipohera
Fa aminah anao valeur ah
Ka tsy ho soloko oh
Na aminy mora na aminy sarotra
Hitsika tsy hifandao ''
Ilay tokana am-poko oh
Na maro ary ireo sendra
Nilalalaova tsika ah
Nandalo ady sarotra hafanana
Na atsika a ''
Na misy aza ireo mitady andratra anao
De aza matahotra fa ny atsika Roa
Pejy vaovao ''


Près Réf :  ooôh ômamiko eh '' X2
Sanatria raha ho nofy iih
Ny atsika igny ''
Ny atsika iiiiih'''

Réf :, hana''' '' hanaraka anao ôh
Na aminy mora na aminy sarotra
Tsy hanary anao ravady eeh (fa Hanaraka anao)
Fa Zaho hana''' ' hanaraka anao oh
Na aminy mora na aminy sarotra
Tsy hanary anao ravady e' '
Fa Hanaraka anao satria anao rô tiako oh


Resia: Efa nanandrana tany an-kafa aho !
Nitety tary dia taty,, fa mbola hafa foaanaa miaraka aminao miavaka raha samy apisyyy eh ! YEH !
Ka hifonako daholo ireo lasako rehetra, satria tsy nanaja ny teniko aho hoe.. Iray ihany dia ampy ahy !

Jason Près Réf :  ooôh ômamiko eh '' X2
Sanatria raha ho nofy iih
Ny atsika igny ''
Ny atsika iiiiih'''

Réf :, hana''' '' hanaraka anao ôh
Na aminy mora na aminy sarotra
Tsy hanary anao ravady eeh (fa Hanaraka anao)
Fa Zaho hana''' ' hanaraka anao oh
Na aminy mora na aminy sarotra
Tsy hanary anao ravady e' '
Fa Hanaraka anao satria anao rô tiako oh


Resia : Ka aza manahy ianao
FA efa niova aho,,, satria efa tojo anao
Ka hanaraka anao aho mandram-piala mpofonaiko ôh !



Cœur : Hanaraka anao' x3
           Hanaraka anao aaa x3
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Resia & Jason
Hits : 213
Likes : 1 Like
Created by : Resia
Date : 08/07/2025 13:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0578