The black Angel (RAPO ATLAS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gegigege ! sarotse tiaviñy e rahoShañaña ! tsy mendriky hatea leh izaho
Latsaky an-davaky, voageja ny haiziñy
Very ny tsikiko, dibon-drahona mainty ny fisiako
Ty aloko avao eh, ro namako
Nagnaia masoandroko eh?
Then,
Refrain
Call me (x3), The Black Angel.
Ilay tsy lafatra, nadrava, adala,
Fa be Fitiava
Kahio aho, antsoy aho, appelle-moi l'Ange Noir
Le diablotin, le malin, l'incarnation de désespoir
Oohhh(x2)
Nao lay drako oh,
Apprends-moi à y tenir tète
Izay avao ty farany èè,
Guide me please betibety
Is there a way to stay far away fa raha toy mahamay?
Mafana tsy zaka, mandilatse sakay, mampivalikay eeh
Oooohh Mampivalikay eehh oooh
Refrain x2
--------
Link:
Comments
Bosco24
(
07/05/2024 19:03)
Mba mangataka mba asiana Naoty ny Hira , na piano na guitar sns...
Misaotra
Misaotra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAPO ATLASHits : 248
Likes : 0 Like
Created by : Bosco24
Date : 07/05/2024 19:01