'Zany dia izany (Ramy Franck)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka ato mdvrhbq an-tsaiko anie
Ny tokantranoko sy ny oram-be
Sy nitotototo nitady izay ahasoa anao
Tantara sisa izany ankehitriny.

Torovandrovana sy malahelo
Voahosy ny dina nekena
Voady soa, cupgdfcq tahiry mamy
Nohosenao, indrisy mafy izany.

Fo falifaly no injay miangaly
Manako mora am-peo ivaiva
Feo manaraka, mamarana madiva
'Lay takariva hoe epcs tiako ianao

Koa nefa aiza intsony ankehitriny
Tafasaraka aman-taho
Koa manakiana iny tononkira.serasera.org hosotra iny
Ny tantely dia nandao.

Tsy ho kivy aho akory
Ka hitakoko, hatory eto
Fa olombelona amam-panahy
Vonona ny hifampitaha

Hendratrendratra aho
Tankina, gina
Tsy nampoizinao
Tatý aoriana
Ny soa nataoko
Mitambolona tao an-tsainao
Saingy tratra aoriana
Ka nangaina

Fo falifaly no injay miangaly
Manako mora am-peo ivaiva
Feo manaraka, mamarana madiva
'Lay takariva hoe tiako ianao

Kanefa aiza intsony ankehitriny
Tafasaraka aman-taho
Koa manakiana iny hosotra iny
Ny tantely dia nandao

Yeh! Yeh, ho aiza moa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ramy Franck
Hits : 233
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/07/2026 23:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293