Mpamitaka (Ramian ft Ganjello)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hainao, fitiavako anao babe!
Anao raika-avao agnaty fôko
Raha adalàna izany efa nialako efa ela,
Na ny lasako rehetra aza nofafako noho ianao!
Jamba aho tsy nahita izay ho aleha
Nahita mintsy zah fa tsy mba hoe nandre!
Zah nandalo ianao io iny nandeha tongotra no tazako toa tsaratsara namana dia naleoko aloha nitazàna!

Bridge:
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!

Refrain:
Ooh ooh!
Nanantena anao!
Tsy hitako izay atao zory ny lalanao
Zah anie tsy hiandry anao
(Zory ny lalanao)
Nanantena anao!
Tsy hitako izay atao zory ny lalanao
Zah koa tsy hiandry anao
(Zory ny lalanao)

2.Vizaka aho ilay miandry anao
Na dia hoe izaho tia anao!
Niparitaka ilay fo nitempo eh!
Tsy nasianao sira tsy nasianao sento eh!
Tsy haiko aloha izay vitànareo tany eh!
Ilay fitiavana izay mamy ity toa lany eh!
Dia navelanao irery nitomany eh!
Fa haiko fa ny anjarako efa any ho any eh!
Ka ny ato am-poko eh…

Bridge:
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!

Refrain:
Ooh ooh!
Nanantena anao!
Tsy hitako izay atao zory ny lalanao
Zah anie tsy hiandry anao
(Zory ny lalanao)
Nanantena anao!
Tsy hitako izay atao zory ny lalanao
Zah koa tsy hiandry anao
(Zory ny lalanao)

Outro:
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!
Natsiaro voafitaka aho!
Ay ianao mpamitaka!
Aleo koa misitaka…
Na tia anao aza aho nefa tsy digne ianao!
Ehhhhhh, Oh oh ohhhhhh, Eih Eihhhhhhh

Fitiavana maloto ehh, Fitiavana maloto eihhh…
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ramian ft Ganjello
Hits : 67
Likes : 1 Like
Created by : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 10:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0738