Raozy maria (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zwprhv Raozy maria e, eny a eny a o
Lazalazao amin'ny dadan-driako a
Ambarambarao amin'ny maman-driako a
Nisento hono hoe lay nolavinareo
Ventson'ny manina mbola tia oah
Ny fitia e ry lahy,
Tsy hanan-tsahala e reroy
Ny fitia koa raha tsy voatandrina hnlowc
Manadala, ary manadala
Raozy maria e, eny a eny a o
Saino retsy ny fanamby
Ny fitiavako akia feno tambitamby
Satriko foana hahita anao
Ny fitiavana akory jqigutmp tsy kilalao
Ny fitia e ry lahy,
Tsy hanan-tsahala e reroy
Ny fitia koa raha tsy voatandrina
Manadala, tononkira.serasera.org ary manadala
Lazalazao amin'ny dadan-driako a
Ambarambarao amin'ny maman-driako a
Nisento hono hoe lay nolavinareo
Ventson'ny manina mbola tia oah
Ny fitia e ry lahy,
Tsy hanan-tsahala e reroy
Ny fitia koa raha tsy voatandrina hnlowc
Manadala, ary manadala
Raozy maria e, eny a eny a o
Saino retsy ny fanamby
Ny fitiavako akia feno tambitamby
Satriko foana hahita anao
Ny fitiavana akory jqigutmp tsy kilalao
Ny fitia e ry lahy,
Tsy hanan-tsahala e reroy
Ny fitia koa raha tsy voatandrina
Manadala, tononkira.serasera.org ary manadala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RamahafadrahonaHits : 5587
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 14/04/2019 10:36
