She'izy (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay masoandroko raha sendra maizina ny tontolo
Omeko anazy hatraminy aiko, raha sitrakiny ao Ambony
Anazavazava anao androany za ny momba azy
Fa izy ilay nahababo ahy
Fa toa lasany re ny foko sy ny saiko, lasany hatraminy fanahy
Satria izy lay anjely mamiratra
Rehefa izy lay mikasika ahy
Satria izy lay kintana manjelatra
Rehefa izy lay mahatsiaro ahy
Malala, no ataoko anaran-ndriie
Za tsy hiala, fa efa lasalasan-driie

She’izy ilay tokana niriko efa ela
Tsy atakalo na hariana
Ka na iza no ijoro eo sy anome volamena
Amiko izy fanirihana

She’izy ilay tokana niriko efa ela
Tsy atakalo na hariana
Ka na iza no ijoro eo sy anome volamena
Amiko izy fanirihana

Kanto, kanto, meva, meva
Amoronako tantara sanatria amadika pejy ah
Mila, mila, te mba, te mba
Hikasika any lay vatanao malandilandy ao
Tsy hahita hafa intsony ao
Revô lasan’ny hafa ianao
Azafady fa babo ao
Henoy ilay foko mitempo
Fa to mlazalaza aminao
Fa izy love aminao

Fa ho ento ao,
Ho ento hisidina ambony za
Fa leo ety ambany
Ka mba raiso ao
Hifampitantanan-hiaradia
Te mba ho any amparadisa indray any
Za akavanana miandry anao eo anilan’I jah

She’izy ilay tokana niriko efa ela
Tsy atakalo na hariana
Ka na iza no ijoro eo sy anome volamena
Amiko izy fanirihana
She’izy ilay tokana niriko efa ela
Tsy atakalo na hariana
Ka na iza no ijoro eo sy anome volamena
Amiko izy fanirihana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rak Roots
Hits : 7312
Likes : 3 Like
Created by : Tefy35
Date : 05/10/2016 08:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791