Ialahy letsy (Raindimby sy Voahangy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nekena
Aoka tsy hosehosena
N'inona antony
N'inona antony
Noheverin'ny sainao
Fa ambony

Tsa misy olo tia harary
Teraka nataon'ny Nahary
Fa ny mifanaja é
Ny mifanaja é
No hanananao ny tena lapasoa

Ny fitia izay nekena
Aoka tsy hosehosena
N'inona antony
N'inona antony
Noheverin'ny sainao
Fa ambony

Tsa misy olo tia harary
Teraka nataon'ny Nahary
Fa ny mifanaja
Ny mifanaja é
No hanananao ny tena lapasoa

Ialahy letsy
Ialahy letsy
Ialahy ilay tena tiako io
Tandremon'ialahy
Fa tiako ialahy
Amin'ny fitiavana
Madio

Ialahy letsy
Ialahy letsy
Ialahy ilay nitsiky amiko io
Ny tarehy ratsy
No tsy azo hovana
Ny toetra ratsy
Azo ialàna (X2)

Tonga voatery ny an-tambo
Handao ny tokantrano
Izao no tsarovy
Izao no tsarovy
Mandritran'ny fiainanao
Any

Ny hazo voavoliko omaly
Tokony hamoa ny ampitso
Voatapaka indray ré
Voatapaka indray ré
Ka tena tsy hamoa
Mandrakizay

Tonga voatery ny an-tambo....

Ialahy letsy....
--------
Link:
Comments
Nolybela8 ( 27/02/2024 07:51)
hira tena ankafiziko izy ity ka dia niezaka aho nitady ny tonony
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Raindimby sy Voahangy
Hits : 200
Likes : 0 Like
Created by : Nolybela8
Date : 27/02/2024 05:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716