Ianao iny (Prin's Max)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Isan'andro)x2itako fona enaw
kanefa tsy sahy mteny
satria menatra ny tena
tsy kivy fa mtraka, raha mbola misy koa ny fanantenana dia
misy toerako foana any
refrain:
oh, ry anjely kely
asa re ny ao @ ponao iny eh
mba toa ahy ve ianao
(sa we) efa manan'olon-tiana
d isaky ny mahita anao
ve aho
d ho lalaovinao toy izao
satria ve za tia
d ampilafilain'ndry
kanefa moa tsitako ny hatao eh
ze tianao ihany ve no tsy maintsy araiko eh
oh ry anjely kely
asa re ny ao @ ponao iny eh
mba toa ahy ve ianao
(sa we)
oh ry anjely kely
asa re ny ao @ ponao iny eh
mba toa ahy ve ianao
(sa we) efa manan'olon-tiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Prin's MaxHits : 1512
Likes : 0 Like
Created by : marx
Date : 01/07/2017 13:28