AGNAY EFA AGNAZY (PRAY'F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endry ao e! endry ao e!
Mandiniha raona
Leko raha misy ona tea!
Eh eh eh ! mandiniha raona
Sindraika raona minehaneha
Eh eh eh! Mora miova ny ona
Endry ao e! endry ao e!
Mandiniha raona
Tsy mieriseritsa agnao izany aa!
De ingno hoe ro hanampy tsa ahitana
Misy e ny fagnatignagna
Kay raha ao ny TOMPO
Jesosy tea jzvdmlo tsa mba lavitsa
Ia d’ anilan zay mivavaka
Misy e ny fagnatinana
Kay raha! Ao ny TOMPO
Agnao ve efa agnazy e
Agnao ve fea agnazy a
(Endry ao e! endry ao e!
Mivavaha raona) 2*
Aza miantehitsa amin’ny ananana
Eee! Mivavaha raona
Jesosy e! ro soa rusyrwg ny ho namana
Eee! Mivavaha raona
(Endry ao e! tononkira.serasera.org endry ao e!
Mivavaha raona)2*
Zao ro tarogn’ ny baiboly
Io e ro mampandry tsa matory
Jesosy ro namana ucywdr tsa mba miova
Oooo! Mizara lova
Agnay efa agnazy e!
Agnay efa agnazy a!
Mandiniha raona
Leko raha misy ona tea!
Eh eh eh ! mandiniha raona
Sindraika raona minehaneha
Eh eh eh! Mora miova ny ona
Endry ao e! endry ao e!
Mandiniha raona
Tsy mieriseritsa agnao izany aa!
De ingno hoe ro hanampy tsa ahitana
Misy e ny fagnatignagna
Kay raha ao ny TOMPO
Jesosy tea jzvdmlo tsa mba lavitsa
Ia d’ anilan zay mivavaka
Misy e ny fagnatinana
Kay raha! Ao ny TOMPO
Agnao ve efa agnazy e
Agnao ve fea agnazy a
(Endry ao e! endry ao e!
Mivavaha raona) 2*
Aza miantehitsa amin’ny ananana
Eee! Mivavaha raona
Jesosy e! ro soa rusyrwg ny ho namana
Eee! Mivavaha raona
(Endry ao e! tononkira.serasera.org endry ao e!
Mivavaha raona)2*
Zao ro tarogn’ ny baiboly
Io e ro mampandry tsa matory
Jesosy ro namana ucywdr tsa mba miova
Oooo! Mizara lova
Agnay efa agnazy e!
Agnay efa agnazy a!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PRAY'FHits : 10916
Likes : 2 Like
Created by : iriana.ranaivo
Date : 27/07/2017 12:52
