Efa ianao irery (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
... Gyal? na mora tezitra ianao? na dia kizitina ianao?... izaho tena tia anao
(ianao io gyal) na dia tsy eto ianao? na dia hampiajaly aza ianao?... dia tena tiko foana ianao...
ataovy daholo oa 'zay mety aminao? fa izaho tsy iala dia izaho tsy andao... fa tena tiko foana ianao...
na asainao manatitra anao? na asainao mitsena anao? fa tena tiko foana ianao?

fa efa ianao irery ihany eh! ein enao ianao irery ihany eh (X2)
Mba tiko 'lay hira dia nalefako
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pit Léo
Hits : 7941
Likes : 3 Like
Created by : alphazafimbazah
Date : 05/08/2017 11:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817