NY MASONAO (Pazzapa 2)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY tononkira.serasera.org MASONAO
Na tsy hisokatra aza ny vavanao miteny
Ny masonao no milaza, ny foko no mandreny
Raha vao mijery anao dia tsapako avy hatrany
Ny ao anatinao na tsiky na tomany
Raha tazako ianao izay mibanjina ahy
Ilay fijerinao baliaka,sahisahy
Dia azoko itokiana fa tsiky sy homehy
Ary teny fifaliana no setrin’ny ankaso
Raha sendra ny ankaso
Fa ny eto an-tany moa
Raha toa manganohano ilay dobo manga roa
Akomboko ny molotro, fa maizina ny tany
Ny sento no atolotro ho setrin'ny tomany
Tadidio ilay ora vao nahitako
Ilay endrikao tanora, izay soa sy bakobako
Ny masonao mitopy sqwfwz malefaka fijery
Mitsiky, miangoty fitiavana mahery
Na tsy hisokatra aza ny vavanao miteny
Ny masonao no milaza, ny foko no mandreny
Raha vao mijery anao dia tsapako avy hatrany
Ny ao anatinao na tsiky na tomany
Ny masonao ihany, milaza zbbungsv ny dbjhc tsy hita
Ny teny tsy hita lany, ireo hafatra miampita
Eo no ahitako raha mbola misy ny fitia
Ary mbola ahalalako raha vita ny tety.

--------
Link: