Kamboty (Parish)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zazakely
Tsy ampy telovolana e!
Menamena kely iaho o!
Narian'iaba am'iendry e!
Mbola zazakely
Tsy ampy telovolana e!
Menamena kely iaho o!
Narian'iaba am'iendry e!
Tamoron-drano marô
Iaho hitan'olo o!
Nitomany, masare ts'isy nono o!
Olo nandalo marô
Ne nafiraigna e!
e! e! e! e! a!
Irak'i Zagnahary hamonjy ny aina e!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho tononkira.serasera.org rô fa velogna o!
Lasa ny taogna o!
Nandeha koa ny volagna e!
Nitombo vatagna iaho,
Vory fagnahy e!
Lasa ny taogna o!
Nandeha koa ny volagna e!
Nitombo vatagna iaho,
Vory fagnahy e!
Raha misy akama-tegna trcvc manontagny e!
Aia aba am'endrinao mangay e!
Ny ranomaso avao mangarahara
Satria ny ray aman-dreny tegna dia tsy lala.
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho czsb rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Tsy maty anie xcbv aho o!
Fa velogna e!
Tsy ampy telovolana e!
Menamena kely iaho o!
Narian'iaba am'iendry e!
Mbola zazakely
Tsy ampy telovolana e!
Menamena kely iaho o!
Narian'iaba am'iendry e!
Tamoron-drano marô
Iaho hitan'olo o!
Nitomany, masare ts'isy nono o!
Olo nandalo marô
Ne nafiraigna e!
e! e! e! e! a!
Irak'i Zagnahary hamonjy ny aina e!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho tononkira.serasera.org rô fa velogna o!
Lasa ny taogna o!
Nandeha koa ny volagna e!
Nitombo vatagna iaho,
Vory fagnahy e!
Lasa ny taogna o!
Nandeha koa ny volagna e!
Nitombo vatagna iaho,
Vory fagnahy e!
Raha misy akama-tegna trcvc manontagny e!
Aia aba am'endrinao mangay e!
Ny ranomaso avao mangarahara
Satria ny ray aman-dreny tegna dia tsy lala.
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho czsb rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Raha mbola any ianao aba!
Raha mbola any ianao endry e!
Tsy maty anie aho rô fa velogna o!
Tsy maty anie xcbv aho o!
Fa velogna e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ParishHits : 1198
Likes : 0 Like
Created by : litarazavar
Date : 15/09/2025 14:38
