Zipety (Omar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amboaro tsara, Amboaro tsara, Amboaro tsara (X4)
Amboaro tsara ny zipety Fa misy kely tsa mety eh
Amboaro tsara ny zipety Fa misy kely tsa mety ah
(Interlude kely)

Tsy hahasoa ny omby vavy le mitarika sarety
Fa manja koa ny vehivavy rehefa miaraka amin’ny zipety eh (X2)
Tsy hahasoa ny baolina daka raha tsy misy coup de tête
Fa manja koa ny bokaka raha mba misy ny zipety eh (X2)

O! Zipety e! Tsara ny zipety eh
O! Zipety e! Tiako ny zipety eh
(X2)

(Folaka)
(Iny ako moa ny raha, aza dia mahery manara-maso moa...
Eh! Ino liaka ty, tano soa liaka Ra-Piera
Zay !hainareo mihintsy ny manao azy an!
Tanon-drika soa , raiso hatagny afara koa moa
Zay ndrika ra.. misaotsa liaka)

Kola-kola tsako eh anaty mangazay ah !
Kilonga ampela tiako eh mandalo an’ any izay an!
Kanakana mandro an’Andrano-boaboaka e!
Agnay sasa-miandry, anareo tsa niboaka eh
(X2)

O! Zipety e! Tsara ny zipety eh
O! Zipety e! Tiako ny zipety eh
(X2)

(Interlude)

Kilonga ampela tiako eh tsy maintsy tianao
Fa ny tianao tsa tiany ny tiany tsa tianao
Samy manao ’zay maha-miramira ny sainy eh
Samy manao ’zay maha-falifaly ny fony, ny olo-aby ,oh!
(X2)

Amboaro tsara ...
--------
Link:
Comments
hery ( 19/02/2024 19:17)
Hay nohirain'i Omar ity hiran'i Tsivahiny ity?
Parao ( 20/02/2024 12:21)
Inona no atao azafady,,fa mbola tsy hita ao amin tononkira ny hira napidirina,misaotra indrindra
hery ( 21/02/2024 13:52)
Hira inona? Izay hira miseho eto dia miseho amin'ny application rehefa manao mise à jour ianai
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Omar
Hits : 156
Likes : 1 Like
Created by : Solomona17
Date : 16/02/2024 08:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733