Vita ny fandresena (NY ANTSAFIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tena vita izao ny fandresena
Jesoa Kristy no ndao hobiana
Izay nitondra ny heloko sy ny otanao
Teo amin’ny hazofijaliana

Isika Malagasy velona izao
‘ndao hifaly koa hidera an’i Jesô ô!
Amin’ny feo sy valia ary amponga re
Hanako ho ren’ny lanitra

Fiverenana:
Mafy ny nanjo hatrany am-pasana
Ny Tompo sy Mpanjaka ‘lay zanak’Andrimanitra
Koa arabaina
Fa velon’indray
Nandresy any kalvary
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY ANTSAFIA
Hits : 1148
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765