Modia (NRJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Harivariva vqthi indray ny andro,
mahatsiaro, mahatsiaro anao aho
Efa mihilana indray ny ierutefo masoandro,
malahelo, malahelo anao aho
Pont
Any 'zay ianao any
'zaho aty mitomany.
Mahatsiaro anao aho,
mahatsiaro anao e!
Refrain atgwl (x2)
Mba modia amin'izay
Modia amin'izay ianao
Mangatsiaka ny akany, miverena
Miverena malala
'Reo taratasy nosoratanao
voatahiry, voatahiry foana
Tsarotsaroako foana akia ny endrikao
Ry malala! Miverena
Pont
Refrain
Auteur-Composition : Tonton Noely
mahatsiaro, mahatsiaro anao aho
Efa mihilana indray ny ierutefo masoandro,
malahelo, malahelo anao aho
Pont
Any 'zay ianao any
'zaho aty mitomany.
Mahatsiaro anao aho,
mahatsiaro anao e!
Refrain atgwl (x2)
Mba modia amin'izay
Modia amin'izay ianao
Mangatsiaka ny akany, miverena
Miverena malala
'Reo taratasy nosoratanao
voatahiry, voatahiry foana
Tsarotsaroako foana akia ny endrikao
Ry malala! Miverena
Pont
Refrain
Auteur-Composition : Tonton Noely
--------
Lien:
