Ianao hatrany hatrany (Nix'Tah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro
Tsy haiko kobonona ao anaty ny foko mangina
Lay fitia tsy tanty tsy hay arina
te haneo fitia nefa to varina
Mandinika ilay hatsaranao ...



Couplet 1

Ra mba tsapanao mantsy
Fa le fitiavako ao anaty ao
Mavesatra tsy tsy tanty
mandidy tsy hay terena
Mba miadry ny ho ekena
Te andray ny tananao
Hiaradalana @ nao
Mba jereo ange re aho
Fa tena tia ka tsy sahy miteny
Tsy sah milaza anao ireny
So tsy raisinao ka very
De hatsiaro tena irery
tiko tsapanao hatrany
Fa ra ny fianako eto antany
Foko ho anao daholo izany
Ra toa enao tsy mino ka
Mety hanadino de tsarovy hatrany
Hatrany
Fa ra mbola eto atany zany
Tsis akotranao izany
ndray andro ho tsapanao
Fa Le ao anatiko ao
Ra toa sokafanao
De tsy misy afatsy ianao
Feno fitia tsy misy fetra,
Ny antsika efa mitoetra hoe iray mandrakizay
Ka mba raiso fa ity aho,
Babonao ny ato am -poko
Ka aza avela hitoloko
Yeah

Ref :
Ianao hatrany hatrany
na hafaliana na tomany
Iezaka hamalifaly
hanamafy ny omaly
hanatsara ilay fiarahana
na misy ny mpialona
ho tia anao ny voady
ho namanao , ho vady
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nix'Tah
Hits : 1295
Likes : 1 Like
Created by : tinah.fanomezantsoa01
Date : 01/01/2017 20:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0711