Aingam-panahy (hiverina) (Niainah (poutaxhs))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aingam-panahy hafa hafaNo nanosika ity tanako ity
Hamoronkira ho an-ndry
Mahatsiaro ny andro lasa aho
Niarahana nifankatia
Natao hoe ho doria
Tiako e!!!tiako an!!!
Hiverina indray e ilay fitia
Tiako e!!hiverina indray e!!
Na dia atao aza hoe
Androany ihany akia
Na tsy hitihy intsony
Rahampitso maraina e!!!
Enga anie mba ho tanteraka
’Lay faniriako hatram’izay
Ny hifanentsika indray
Ny anaranao tsy adinoko
Miraikitra ao am-bavako ao
Satria tiako ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Niainah (poutaxhs)Hits : 2017
Likes : 0 Like
Created by : poutax
Date : 29/11/2008 14:12