Ngidy (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy tsaroako ireo taloha
Nandalo tononkira.serasera.org no sady niserana
Ny ahy ny tavela ratsy avokoa
Ny mamy tsy nisy niverina
Fa lasanao
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Amelao, anajanony na dihfsi ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Fa tia
Ny vita anie hono fitadidy
Hiheverana ny mety ho avy
Ny farany ny antsika toa nangidy
Ny tsara appthlyo lasa gkpjgbbe nanaraka azy
Nanjavona
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Fa tia
Nandalo tononkira.serasera.org no sady niserana
Ny ahy ny tavela ratsy avokoa
Ny mamy tsy nisy niverina
Fa lasanao
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Amelao, anajanony na dihfsi ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Fa tia
Ny vita anie hono fitadidy
Hiheverana ny mety ho avy
Ny farany ny antsika toa nangidy
Ny tsara appthlyo lasa gkpjgbbe nanaraka azy
Nanjavona
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Amelao, anajanony na ho sombiny aza
Na dia hoe ny feonao sisa reko
Fa tia
--------
Link:
Comments
nomenalanjasarobidy
(
17/10/2019 08:18)
atolotro ho an'ilay olona tsy mety adinoko ity hira ity! malahelo mafy anao a!!! te hikiaka mafy!! amelao re,,, aiza ???
