Mbola tsy afapo (Nael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Part 1: Eh Gyal,za tsy bandy mafia eh,fa mbola bandy mafy ady eh
Naleonao niala ana eh,fa am lifeko iny za mbola miady (Eh gyal...)
Za tsy bandy mafia eh,fa mbola bandy mafy aady eh
Naleonao niala ana eh,fa am lifeko iny tsy tinareo mianakaavy eh
Alan ny mamanareo za,fa manao lifena Ghetto
Miala am studio zao,miroulé manangana Pedo
Halan'ny mamanareo za fa mainty
Ialofan'ny babanareo zao fa mavo
Halan'ny zokinareo za fa maaatssiaahhh

Ref: Mbola tsy afapo za
Mbola te anohy ny lalana eh (lalana eh..)
Fa very anao za
Mahatsiaro ho very namana eh

Part 2:Bandy maintmainty masikiny ony za
Mavo ranjo tsy tiany tsy mahavelona ano
Za tsy miantsena am Jumbo,tsy mahavanga am Cora
Fitia omeko anao volamena am Cara
Fa tsy ataoko ampakivy,tsy hataoko amparary eh
Za volamena latsaka an-tany eh
Tsy maintsy mamiratse,zao tsy maintsy mamiratse
Fa na alan'olo zao tian-Janahary eh
Akoho tamana an-trano tsy fanary eh,anjaranao mandinika eh,anao no mandinike

Part 3:Mampamangy amin'ny havanao any
Bad Boy ko tsy miondrika am tany
Niainganao zao nirotsaky tomany
Fa niala ny mangidy zao itady ny mamy
Mampamangy amin'ny havanao any ehh
Bad Boy ko tsy miondrika am tany ehh
Fa niala ny mangidy zao itady ny mamy
Merci koahy Zaiko Eh!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nael
Vangy : 4577
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLONDRAINIBE
Daty : 16/12/2019 19:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727