Nathalie (Nael ft TSOTA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille
[Nael]
Iha mandalo amy cité
Baka amy Vero Vero
Volon'ny lissé oh!
Pantalon Palazzo
Zany ny chouchou
Manaitaitsa ny voyou
Fe tsy namaly
La fa mba nataoko coucou!
Tseritseriky manafo oh!!
Ketsaketsaka malaso oh!
Telo vola ty nilako azy
Fe ziska nany io tsy nahazo oh!
La ataoko bébé
Hivaha sa ty handany cash eh?
Mamay ny J&B
Tsy zakany ghetton'ny cité
I
Dembaly reo mihina
Ireo miisa, reo tsy vita ah!
Aja toy tany misy drala nama agny voa hita ah!
F*ckeny ny Ariary
Rapa iavy ny Dollar ????
Niqu*ny ny Ariary
Rapa iavy ny Dollar ????
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
___________________________
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh!
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
[Tsota]
Vita ve le papier?
Sa ve mbola karakarain'ny Papa!
F'izy mantsy efa maika ho any Paris
F'efa leo tsaramaso asiana carry.
Fuck-f*ckeny mihintsy ny lakilasy
Fa aleony manenjika la plage
Miovamiova somary maromaro trace
Fa sotroiko ihany aloha ny maroparasy, yeah!
Anontanio i Nathalie
Hoe mankaiza ingiahy Talé?
Rehefa manao mission any Antalaha, an-ya!
Androany izy mianta lesy
Fa rahampitso efa SMS
Avy eo tsy hita intsony otran'ny Antares res res....
Dembaly reo mihina
Ireo miisa, reo tsy vita ah!
Aja toy tany misy drala nama agny voa hita ah!
F*ckeny ny SIDA
Rapa iavy ny vazaha
Tsy hainy ny SiDA
Tsy hita ny VISA.
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
Nathalie
Minehaneha Nathalie you-oh!
___________________________
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh!
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
La famille
Ouais-ouais-ouais la famille yoh !
Oh mitady eu oh!
Oh mitady euh oh oh oh oh!
Oh mitady eu oh!! Paosin'ny vazaha.
Oh mitady eu oh!
Oh mitady euh oh oh oh oh!
Oh mitady eu oh!! Paosin'ny vazaha.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nael ft TSOTA
Hits : 2959
Likes : 0 Like
Created by : lydiahrazafy0
Date : 10/08/2022 05:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1235