RAY AMAN-DRENY (myti'art)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tompo ô! misaotra anao
'zahay zanakao
fa nomenao NY reny
hananatra s'y hiteny

tsy izy ireny anie ihany no lazaina amin'izany
fa mbola misy NY Ray
mpananatra anay

ho anao zanaka ary
NY Ray aman-dreny rehetra
mananatra anao
NY andro manampetra
handaozany anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : myti'art
Hits : 1278
Likes : 0 Like
Created by : maiaty
Date : 09/09/2017 08:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073