Inty Aho (Muriel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly izay mihoby androany
Fa nandray ny zyaqsjr tomponay
Fa lehibe tàto amiko
Ny lbgv famindram-po azoko
Ny fahasoavan’Andriamanitra
Ranomasina tsy ritra,
Fa ny momba ahy rehetra
Efa vita..........

BRIDGE:
Mangina kely aho indraindray
Falifaly rehefa mahatsiaro tononkira.serasera.org Anao aho
Ao an-tsaiko foana ny teninao
Fiadanana ny any aminao
in-2

REF:Inty aho, ka raiso aho
Anjakao fa mpanomponao
Fa soa lehibe ho alhm ahy tokoa,
Ny manana Anao ato amiko
in-2

BRIDGE+REFRAIN

INSTUMENTAL
REFRAIN
ENDING

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Muriel
Hits : 3623
Likes : 0 Like
Created by : mumuche
Date : 19/10/2005 15:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398