TOKIKO IANAO (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo fahoriana aho na ny loza izay manjo
dia Ianao JESOA no hery tokiko,
ka tsy hanan-tahotra,na ho kivy ny fanahy
fa Ianao JESOA no mitantana ahy.

Ny adin-tsaina izay mahazo amin'ireo mpanomponao
dia kasio re,tafio ny herinao
ka tsy hisy ahiahy; na ho kivy ny fanahy,
fa Ianao Jesoa no heriko.

refrain: Avia Jesosy Tompo tia
vonjeo ity ondry izay nania,
afaho amin'ny fatotr'i satana sy loza maro ety.
Ny foko izay be siasia,diovy amin'ilay rànao soa,
afaho mba hanaradia Anao,Jesoa Tompo Tia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIRAY FIDERANA
Hits : 1808
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana17
Date : 29/10/2017 16:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749