PARADISA SOA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainantsika eto
dia mihelina miserana,
fa katsaho aloha ilay ary;
an-danitra ilay fitoerana ho Anao.
Mibebaha,minoa ianao,
dia ankino amin'ny Tompo ny fonao;
fa raha toa ka mino an'i JESOSY ianao;
dia ho azonao PARADISA SOA.

Ka izao re no hafatro ho anao;
ialao re ireo ratsy fanao;
manatona an'i Jesosy ianao,
fa izy anie vonona handray anao.
Ialao re ireo fankam-panahy mpahazo anao ry namako;
dia ho azonao PARADISA SOA.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIRAY FIDERANA
Hits : 1246
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana17
Date : 29/10/2017 13:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745