Izy ilay Mahery (Mino Heritiana & Irit's Randi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZY ILAY MAHERY
Tompo o mba jereo ireo zandrinao fa mijaly
Tsy mba manana aniza antenaina fa dia itomanay odkjvz eh
Na ireo havana (na reo xtmkf namana
Na ny sakaiza koa
Dia tsisy mba nitsetra
Tsy mba nis nitalahoany eh e!
REFRAIN......
Tompo o ianao (tompo ianao)
Mpanjakaniny izao rehetra izao (mpanjakany izao rehetra izao
Ianao no mba irina ianao no itanatana ny dia eh eh
Zay rehetra ato (zay rehetra atao)
Dia amin'ny anaranao
Ianao no mb irina tononkira.serasera.org ianao no anafaka no
Anafaka ny fiainanay eh e!
Fa amizao miha ratry ane le fiainana
Lasa biby ireo olombelona ka ho fefena
Ka lasa ady gidragidra azona ilay vola amakarena
Fa io no mahatafita laqh dio no mahasambatra
Hampilamina anao eo amin'ny fiainana izao tontolo izao o (izo tontolo izao)
Nefa izany rendrarendra la adalana filana ny nofo ihany
Tanteraka ilay fahotana
Simba ny fiainana fiainan izo tontolo
Ka mampahory ka lasa anjakan'ny satana
Jesosy o o ka mila fanampiana avy aminao
REFRAIN.... Tompo o ianao,....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mino Heritiana & Irit's RandiHits : 3026
Likes : 2 Like
Created by : Mino_Heritiana
Date : 30/12/2017 11:00