Aviliko làlana ianao (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiniko angamba any aoriana
Fa ny androany aloha
dia fanahy iniako tsy hanazava
hametra vava aho ka hangina
Fa ny marina rehetra anie ka tsy filaza
tia azy ianao
nanaja nikolo
natoky @fonao manontolo
Tokam_po toa siny
madio tsisy tsiny
nafoinao ho azy ny tontolo
Aviliko lalana ianao
fa tsy foiko imasoko eto ianao no hitomany
Tsy ho mendrika anao ny talaho
katry maso fitaka be sy lainga mafana
Lay hany safidy
Mba hoe sarobidy
No manitsaka sy manambany
Ny fo nanantena
Niniany nohosena
sy narefarefany
@tany
Toa tsitsikombakomba
hanampy trotraka izao
sanatria(2)
Fa kosa fomba hoentiko iahiana anao
fa mba namana aho ty
Raha zay lainga miaro fitaka tsarovy fa
mbola hanody eh!
NY marina tsy ho maty
f'izay nafafy no mbola
hojinjaina atsy ho atsy
Fa ny fotoana no hametra
mbola hibaribary @nao ny zava_drehetra
Raha ny hita maso dia tsapa azy ny hadisoana f'ianao
no afa_baraka
Ny fo sendoatra
imasom_bahoaka
tsy ho ary voafehy
hitony moa
Tsy maintsy hisafoaka
mety hanova voatra
ipik'elika eo reo panakora
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIckael
Hits : 1127
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 25/05/2017 14:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749