Hain'ny Tompo (Miaramanompo 67ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hain'ny Tompo eny hainy
Ny mandamina ny fiainako androany
Hain'ny Tompo eny hainy
Ny manafaka ahy amizay manjo ahy

Ref:: Eny hainy , tena hainy
Ny manao mihoatra izay nofisiko
Eny hainy tena hainy
Ny manao ahy arak izay tiany

Hain'ny Tompo eny hainy
Ny mandamina ny fiainako androany
Hain'ny Tompo eny hainy
Ny manafaka ahy amizay manjo ahy

Ref:: Eny hainy , tena hainy
Ny manao mihoatra izay nofisiko
Eny hainy tena hainy
Ny manao ahy arak izay tiany

Ho anao, ho antsika rehetra
Ninoninona mitranga,
ninoninona mandalo eo amin'ny fiainanao
Tsarovy fa hain'i Jesosy ny mamaha ny zavatra rehetra
Hain'i Jesosy ny manova ny zavatra rehetra
Izay tsy hain'ny olona hatao hain'Andriamanitra izany
Hain'Andriamanitrany manova ny fiainanao
Hain'Andriamanitra ny mamonjy anao
Hain'Andriamanitra ny manafaka anao
Hain'Andriamanitra ny manatanteraka ny fanirinao

Ref:: Eny hainy tena hainy
Ny manao mihoatra izay nofisiko
Eny hainy; tena hainy ny manao ahy arak'izay tiany(×2)
Izay tianyyyyy
Izay tianyyyyy(×3)

Ny manao ahy arakyyyyy Izay tiany !!!
Haleloia

??DC
--------
Link:
Comments
tatidc ( 24/04/2017 21:03)
Misaotra an'Andriamanitra lehibe
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miaramanompo 67ha
Hits : 11109
Likes : 2 Like
Created by : tatidc
Date : 24/04/2017 21:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0711